Tag: Krismasy

MIBEBAHA – Mozika Soa – Krismasy FLM Orléans 2014

Toriteny Krismasy 25/12/2014 | flm-orleans.org

Vaovao 07/12/2014 | www.flm-orleans.org

Sabotsy 13 desambra 2014: Fanokanana ny trano vaovao (Presbytère), hanasan’ny Fiangonana Katolika antsika. Entanina isika ho tonga maro amin’izany. Ny Raiamandreny Katekista no hitarika ny delegasion FLM Orléans amin’izany any an-toerana. Dia mitondra am-bavaka izany fotoana izany isika rehetra. Ny fotoana dia amin’ny 5 ora hariva, eo an-tokontanim-piangonana: FLM Orléans, 2 Rue Guy Marie RIOBE …

Continuer à lire »