Tag: Jesosy

25 taona FLME sy Jobily Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady

Taratasy 25 taona FLME_2018 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (FLM) EGLISE LUTHERIENNE MALGACHE – GASSIK LUTHERSK KIRKE SYNODAM-PARITANIN’NY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY EOROPA (SPFLME) SYNODE REGIONAL EUROPE – REGIONAL SYNOD OF THE MALAGASY LUTHERAN CHURCH IN EUROPE « Mitàna mafy ny finoana » Apok. 2:13 Ho an’ny sampana, Ny fiangonana rehetra, Fileovana rehetra eto amin’ny Synodam-paritany FLME   Antony: Fankalazana …

Continuer à lire »

Akon’ny KRISMASIN’NY Sekoly Alahady FLM Orléans

Jesosy teraka ao an-tranon'omby

« Aoka ho mpankato ny Teny ianareo » Jakoba 1:22a HIRA FANEVAN’NY SEKOLY ALAHADY FLM Orléans 2017-2018 Amin’izao Krismasy izao dia manolotra anareo ny hira fanevan’ny Sekoly Alahady FLM Orléans 2017-2018 izahay. « Aoka ho mpankato ny Teny ianareo » Jakoba 1:22a, hira faneva noredonin’ny SA tao am-piangonana ny 24 desambra 2017 lasa teo nandritra ny fankalazana ny Krismasin’ny …

Continuer à lire »

Alahady 17/12/2017 – Toriteny ADVENTO3 FLM Orléans Lioka 3:1-6

Toriteny-17.12.2017_Advento3_FLM-Orléans

Alahady 17/12/2017 – Toriteny FLM Orléans Lio 3:1-6, Katekista RAJOHARISON Maurice, Mpitondra fiangonana FLM Orléans. 1 Ary tamin’ny taona fahadimy ambin’ny folo nanjakan’i Tiberia Kaisara, fony Pontio Pilato no governora tany Jodia, ary Heroda no mpanapaka tany Galilia, ary Filipo rahalahiny no mpanapaka ny tany Itoria sy Trakonitisy, ary Lysania no mpanapaka tany Abilena, 2 …

Continuer à lire »

Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Apok. 3:11

Fanokanana Le Mans_Toriteny apokalypsy 3:11

FLM Le Mans « Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao. » Apok. 3:11 Apokalypsy 3:11 Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Pastora Dr HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filohan’ny SP FLMEoropa 7 [Filadelfia] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’izay masina, Izay marina, Izay manana ny …

Continuer à lire »

Fanokanana FLM Le Mans – 10 desambra 2017

Araka ireo vaovao efa nampitaina imbetsaka teo amin’ny filazan-draharaha dia miomana isika Fiangonana FLM Orléans amin’ny fanotronana sy fitondrana am-bavaka ny Fotoan-dehibe Fanokanana ny FLM Le Mans. Mpiray Fileovana moa isika koa rariny indrindra raha mifanohana sy mifamporisika. Ny fotoam-pivavahana dia hanomboka amin’ny 10 ora sy sasany maraina any an-toerana, ary hotarihin’ny Filohan’ny Synodam-Paritany FLM …

Continuer à lire »