Tag: Jesosy

FITIAVANA mandresy – Antsam-panahy Paska Sekoly Alahady

FITIAVANA mandresy – Antsam-panahy Paska Sekoly Alahady 2018 Ny Sekoly Alahady dia faly manasa antsika amin’ny Antsam-panahy karakarainy ny Alahady 1 aprily 2018, Andro Paska. Aorian’ny fotoam-pivavahana no hanatanterahana izany fotoana izany ary iantsoana ny tsirairay sy ny fianakaviana manontolo. Toy izao no fizotrin’ny fotoana: Ampahany voalohany: Antsam-panahy Ampahany faharoa: efitrano mainty Paska Koa manome …

Continuer à lire »

Ranomaso latsaka – Paska 2018

Ho fiomanana ho amin’ny Paska 2018 dia indro hira sy fampaherezana atolotra antsika. Nindramina tamin’ny Authentic Voices of Madagascar (tarika Malagasy AVM) moa izany, ary miresaka indrindra ny amin’ny fahafatesan’i Jesosy hitondra famonjena ho antsika, sy ny fitsanganany tamin’ny maty, mitondra Fiainana ho antsika. Ny tononkira kosa dia ity: Ranomaso latsaka Fa narahina hafaliana Noho …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 17 & 18 martsa 2018

ZAIKAKELY FiFiL – Synodam-paritany FLM Eoropa Ao anatin’ny fananamarihana ny faha 25 taonan’ny FLME sy ny Jobilin’i Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady izao dia indro atolotra anao ny fandaharana amin’ny Zaikakelin’ny FiFiL eto amin’ny Synodantsika, izay horaisin’ny Fileovana Ile-de-France ny 17 & 18 martsa 2018 ho avy izao. Manasa antsika hanatrika izany tompoko! Teny faneva: « Indro efa vitako tombo-kavatsa eo …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V2 – Apr. Mey Jon. 2018

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily 2018 manontolo,   sy ny volana Mey 2018 manontolo,   ary ny volana Jona 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2018

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary 2018 manontolo,   sy ny volana Febroary 2018 manontolo,   ary ny volana Martsa 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).