Tag: Jesosy

Fanasana FLM Le Mans Alahady 09 desambra 2018

“Kristy Jesosy no fehizoro indrindra“ Efes. 2:20b Tompoko, Miarahaba anareo amin’ny anaran’i Jesosy Tompontsika, Loha sy Tompon’ny Fiangonana. Noho ny tsingerin-taona ny FLM Le Mans, dia fifaliana lehibe ho anay ny manasa anareo amin’ny Alahady 9 Desambra 2018. Fotoana fanombohana: amin’ny 11 ora Toerana (fotoam-pivavahana sy sakafo): La maison du quartier Charles TRENET 67 rue …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V4 – Oct. Nov. Des. 2018

Perikopa Loterana, perikopa3, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Oktobra 2018 manontolo,   sy ny volana Novambra 2018 manontolo,   ary ny volana Desambra 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V3 – Jol. Aog Sept. 2018

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay 2018 manontolo,   sy ny volana Aogositra 2018 manontolo,   ary ny volana Septambra 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Fiomanana ho amin’ny PENTEKOSTA – Fampianarana

Inona moa ny PENTEKOSTA?   Ao amin’ny TT dia antsoina hoe « fetin’ny herinandro ». Ny anarany feno dia ny hoe חַגשָׁבֻעוֹת (chag shavu’ot, firavoravoan’ny herinandro na fetin’ny herinandro). Ny dikany ara-bakiteny dia « herinandro » (pluriel). Izy io dia ankalazaina amin’ny faha-6 n’ny volana Sivan, izay matetika mitontona amin’ny volana Mey sy Jona. Ny Shavuot dia 50 andro …

Continuer à lire »

Alahady 22/04/2018 Fankalazana 150 taona FLM sy 500 taona Reformasiona

Faha-150 taona Fiangonana Loterana Malagasy

  Miarahaba sy mamangy antsika Fiangonana amin’ny anaran’i Jesosy indray tompoko, Hankalaza ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona isika eto amin’ny FLM Orléans ny alahady ho avy izao. Fotoan-dehibe sy fifaliana lehibe ho antsika izany satria mbola NAFAHANA noho ny FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA isika ary antsoin’i Jesosy koa ho MARINA amin’ny FINOANA …

Continuer à lire »