Tag: Jesosy

Akom-baovao 31/08/2014 | www.flm-orleans.org

Nanatanteraka ny fotoam-pivavahana tany an-tokantranon’ny fianakaviana RASOLO isika ny alahady 31 aogositra 2014 teo. Ny tenin’Andriamanitra nentin’ny Raiamandreny Pastora (Matio 21:38-31) dia niompana indrindra tamin’ny maha ZAVA-DEHIBE NY MANAIKY SY MANAO IZAY ASAIN’I JESOSY ATAO. Ny mibebaka no sitrapon’Andriamanitra. Voaantso hanao ENY isika tamin’ny batisa masina, tamin’ny fitorian-teny izay rentsika, tamin’ny fampaherezana izay noraisintsika. ENY …

Continuer à lire »

Toriteny alahady 10/08/2014 | www.flm-orleans.org

Toriteny alahady 03/08/2014 | www.flm-orleans.org

Juil 17

Tongasoa! | www.flm-orleans.org

Am-pitiavana sy am-pirahalahiana tokoa no andraisana anao mitsidika ity tranonkalan’ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Orléans ity, amin’ny anaran’i Jesosy. Fitaovana hifampizarana vaovao, avy amin’ny Pastora, ny Katekista, ny sampana isanisany ary ny Fiangonana manontolo izy ity. Izao no atao, dia ny mba hirosoantsika kokoa amin’ny asan’Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara, ho fampaherezana ny tsirairay, …

Continuer à lire »