Tag: Jesosy

ZAIKAKELY FBL – 15 & 16/02/2020 sy Jobily fankasitrahana Tonia R. Emélie

ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva:  « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b   …

Continuer à lire »

Androm-bavaka ho an’ny FBL FLM Orléans, Alahady 02/02/2020

« Mihobia sy mifalia , ry ZIONA zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao aho, hoy Jehovah. » Zakaria 2:14 Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo. Araka ny efa fantatsika Fiangonana dia ny Alahady voalohan’ny volana Febroary 02/02/2020 dia Andrombavaka ho an’ny FBL na ny Vehivavy eto amin’ny Fiangonantsika. Amin’io fotoana io koa dia misy …

Continuer à lire »

Perikopa FLM 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary – Febroary – Martsa 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

NY TEOLOJIAN’NY ADVENTO

NY TEOLOJIAN’NY ADVENTO (Impiry tokoa moa ny Tompo no ho tonga eo amin’ny fiainantsika?) 1- MBOLA HO AVY sy EFA TONGA, no hafatry ny Advento. Toa mahagaga koa izany, milaza inona ireto? Ndeha lazaina amintsika, ny venti-kafatry ny teny. Ny Fahalalàna hitombo, ny Finoana hiahery. 2- EFA TONGA ny Mpamonjy, tonga tao Betlehema Tonga Nofo …

Continuer à lire »

Toriteny Pentekosta Jona 2019 – Jaona 14:23-31 Pastora RATSIMBAZAFY Solohery

Toriteny Pentekosta Jona 2019 – Jaona 14:23-31 Pastora RATSIMBAZAFY Solohery Jaona 14:23-31   09/06/2019 – Perikopa Alahady Pentekosta I, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Orléans  www.flm-orleans.org 23 Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Raha misy tia Ahy, dia hitandrina ny teniko izy; ary ny Raiko ho tia azy, ary hankao aminy Izahay ka honina ao aminy. 24 …

Continuer à lire »