Tag: Fiangonana

Vaovao 27/07/2014 | www.flm-orleans.org

Vaovaon’ny Sekoly Alahady 31 aogositra 2014: Hanatanteraka fisindàna. Ny antsipiriany dia ambara amin’ny fotoana manaraka. 28 septambra 2014: Fanadinana Sekoly Alahady. Tsy ampy ireo mpampianatra eto an-toerana ka manao antso, hampiditra mpampianatra vaovao, hanatevenana ireo amperinasa ankehitriny. Fivorian’ny Faribohitra Ny Faribohitra faha-8 dia nanatanteraka ny fivoriam-bavaka fanao isan-kerinandro ny alakamisy 24/07/2014 lasa teo tao Tours (tokantrano). …

Continuer à lire »

Juil 17

Tongasoa! | www.flm-orleans.org

Am-pitiavana sy am-pirahalahiana tokoa no andraisana anao mitsidika ity tranonkalan’ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Orléans ity, amin’ny anaran’i Jesosy. Fitaovana hifampizarana vaovao, avy amin’ny Pastora, ny Katekista, ny sampana isanisany ary ny Fiangonana manontolo izy ity. Izao no atao, dia ny mba hirosoantsika kokoa amin’ny asan’Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara, ho fampaherezana ny tsirairay, …

Continuer à lire »