Tag: Fiangonana

Toriteny alahady 30/11/2014 | flm-orleans.org

Akon’ny famangiana fianakaviana RAOELISON sy vaovao farany

Manoloana ny fahoriana manjo tamin’ny nahalasanan’i Atoa RAOELISON Andry Marc, zanaky ny kristiana mpandray fanasan’ny Tompo eto amintsika, dia tonga nitondra ny teny fampaherezana ny Fiangonana.  Famangian’ny Faribohitra F7 Ny ampitson’ny nahafatesan’i ratompokolahy (sabotsy 22/11/2014) dia tonga tany an-toerana (Tours) ny faribohitra F7 (Blois sy ny manodidina), notarihan’ny Raiamandreny Katekista RAJOHARISON, niaraka tamin’ireo mpiara-mivavaka. Ny …

Continuer à lire »

Toriteny2 alahady 23/11/2014 | flm-orleans.org

Toriteny alahady 23/11/2014 | flm-orleans.org

Toriteny alahady 16/11/2014 | flm-orleans.org