Tag: Fiangonana

DINER CONCERT 2016 – Fête nationale Malagasy

« Oh! Si mon peuple m’écoutait. » Psaumes 81:13 Le Pasteur, le Conseil et la Paroisse FLM Orléans sont heureux de vous inviter, Parents, frères et soeurs, chers compatriotes, amis et proches ainsi que vous qui êtes de passage sur ce site, à célébrer ensemble, sous la grâce de Dieu, la FETE NATIONALE MALAGASY. Cet évenement aura lieu, …

Continuer à lire »

FETIM-PIRENENA MALAGASY 2016 – 25 jona ORLEANS

Asaramanitra 2016

« Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko. » Salamo 81:13 Ny Pastora sy ny Komity ary ny FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ORLEANS dia faly manasa antsika tsy ankanavaka, Ray aman-dReny, Zoky sy zandry, mpiray Tanindrazana sy havana ary tapaka sy namana mba hiara-hanome voninahitra an’Andriamanitra sy iombona amin’ny hetsika FETIM-PIRENENA MALAGASY izay karakarainy.   Izany dia atao ny …

Continuer à lire »

10/04/2016 Akon’ny Fivorian’ny Ray aman-dReny Sekoly Alahady

Misaotra an’i Jesosy isika fa vita soa aman-tsara ny fivorian’ny Ray aman-dReny Mpianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fiangonantsika, natao ny Alahady 10/04/2016 lasa teo. Niarahana tamin’ny Raiamandreny Pastora RASETA izany fivoriana izany, ka nandinihina indrindra ny jery todiky taona lasa, ireo kilasy misy eto amintsika, ny fizotry ny fampianarana, ireo fandaharana mandavan-taona, ny fiofanan’ny mpampianatra …

Continuer à lire »

Fandaharana ZAIKAKELY KTLM SP FLME_2016_Fil. IDF Fanambadiana

ZAIKAKELY KTLM eto amin’ny Synodantsika, ny 15, 16, ary 17 aprily 2016 ho avy izao. Manasa antsika Fiangonana rehetra ho any an-toerana amin’io fotoana io. Marihana fa manana vahiny isika amin’io dia ny Pastora Tonia Nasionalin’ny FKTLM, avy any Madagasikara. TENY FANEVA: « AOKA HANAN-KAJA AMIN’NY OLONA REHETRA NY FANAMBADIANA » Hebreo 13:4a Indro ary tolotra antsika …

Continuer à lire »

KOMITY FITANDREMANA ORLEANS VOAFIDY 2016-2020

Misaotra an’i Jesosy fa tanteraka ny Alahady 17 janoary 2016 farany teo ny fifidianana Komitin’ny FITANDREMANA, ka fantatra ankehitriny izy ireo, sy ireo mpikambana ao amin’ny Biraon’ny Fitandremana sy ny Sampana isanisany eto amin’ny Fitandremana. Indreto ary atolotra antsika isan’ambaratonga sy isan-tsampana izany. FIFIDIANANA KOMITY sy BIRAO FITANDREMANA ORLEANS           KOMITY …

Continuer à lire »