Author's posts

ZAIKAKELY FBL – 15 & 16/02/2020 sy Jobily fankasitrahana Tonia R. Emélie

ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva:  « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b   …

Continuer à lire »

Androm-bavaka ho an’ny FBL FLM Orléans, Alahady 02/02/2020

« Mihobia sy mifalia , ry ZIONA zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao aho, hoy Jehovah. » Zakaria 2:14 Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo. Araka ny efa fantatsika Fiangonana dia ny Alahady voalohan’ny volana Febroary 02/02/2020 dia Andrombavaka ho an’ny FBL na ny Vehivavy eto amin’ny Fiangonantsika. Amin’io fotoana io koa dia misy …

Continuer à lire »

Fanasana 25 taona FLM LIMOGES sy fanokanana alitara – Alahady 02 febroary 2020

Am-pifaliana no andraisantsika ity fanasana ity ary aely mivelatra ho an’ny kristiana rehetra eto amintsika. Andao! — FIANGONANA LOTERANA MALAGASY (F.L.M) ÉGLISE LUTHÉRIENNE MALAGASY – MALAGASY LUTHERAN CHURCH – GASSIK LUTHERS KIRKE Synodam-Paritany Eoropa (SP F.L.M.E) FILEOVANA PARIS Fitandremana Limoges Fiangonana Limoges — « Fa isika tsy mba naman’izay mihemotra ho amin’ny fahaverezana, fa naman’izay …

Continuer à lire »

Perikopa FLM 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary – Febroary – Martsa 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

Isantelovolana Fileovana – Fit. Paris 18&19 janoary 2020

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris «Loharano moboiboika ho fiainana mandrakizay» Jao. 4:14 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA PARIS, atao ny Sabotsy sy Alahady 18-19 janoary 2020 ho avy izao, ao amin’ny FLM Paris. Toerana: Sabotsy: 7 rue de Poitiers, 75007 Paris Alahady: 7 rue Marie Rose, …

Continuer à lire »