Author's posts

Perikopa FLM 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily – Mey – Jona 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

Fiombonam-bavaka Alarobia 25 martsa 2020, antson’ny FFKM

Hafatry ny Filohan’ny FFKM ho Fiombonam-bavaka, rahampitso Alarobia 25/03/2020 amin’ny 10 ora maraina ora frantsay, manoloana ny valan’aretina. Manasa antsika am-pitiavana tompoko. — Ry Kristiana malala, Henoy izay lazain’ny Tenin’Andriamanitra ho anao: « Fa ianao kosa, raha mivavaka, dia midìra ao amin’ny efi-tranonao, ka rehefa voarindrinao ny varavaranao, dia mivavaha amin’ny Rainao… » Matio 6:6 Eo anatrehan’ny …

Continuer à lire »

Fanorenana sy vaovao Toby, fampitam-baovao 15/02/2020

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY EOROPA TOBY POURU SAINT-REMY Miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA « Ary Ataovy ny trano dia hankasitralhako izany, sady hankalazaina aho, hoy Jehovah. » Hagay 1.81 Pouru Saint-Remy, faha 15 febroary 2020 Ry havana, Ho ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Fifaliana ho anay ny …

Continuer à lire »

Fandaharana Fanokanana FLM Quimperlé 2020

Fandaharana Fanokanana FLM Quimperlé 2020  

FLM Quimperlé – Fanokanana ny 23 febroary 2020

« Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika » Jaona 1:14a Ny Komitin’ny Fileovana Ile de France dia faly manasa antsika havana sy tapaka ao amin’ny Tompo mba ho tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fanokanana ny FLM Quimperlé ao amin’ny Fitandremana La Rochelle ny sabotsy 22 sy ny alahady 23 febroary 2020 ho avy …

Continuer à lire »