Fandraisana

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ETO Orléans

Anio 29 aogositra 2021

Ny Fiangonantsika isan’alahady dia manomboka amin’ny  02 ora tolakandro.

Ny adiresy :     17 Ter, rue du Maréchal Leclerc – 45000 Orléans

 

Anasana antsika ho tonga  rehetra hiaraka hidera an’Andriamanitra