ZAIKAKELY KTLM – Synodam-paritany FLM Eoropa
12-13-14 aprily 2019
Raisin’ny Fileovana Marseille
Toerana: 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille
Teny faneva: » Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny
tany« Gen. 12:3b
ZOMA 12 aprily 2019
SABOTSY 13 aprily 2019
Fandaharana azo sintonina eto >> Fandaharana ZAIKAKELY KTLM SPFLME 2019 – Fileovana Marseille