ZAIKAKELY FBL faha-21
sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME
Synodam-paritany FLM Eoropa
Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020
Raisin’ny Fileovana Strasbourg
Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg
Teny faneva: « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b