VAOVAO | Raharaham-piangonana 18/10/2015

Vaovao eto an-toerana:
  • Alahady 01 novambra 2015: Fanombohan’ny VALOPY EZAKA ho fampitaovana ho an’ny fanamafisam-peo sy zava-maneno eto amin’ny Fiangonana.
  • Alahady 06 desambra 2015: ABSOLOSIONA Faobe. Tsy miova ny fidiran’ny Fiangonana fa amin’ny 2 ora tolakandro ihany, tahaka ny isan’alahady.
Vaovao anaty:
  • ISAN-TAONAN’NY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA: 24 & 25 oktobra 2015, hifampotoanana any amin’ny Fileovana Marseille, hanasana ny rehetra. Ny fandaharana dia efa nalefa teto ihany.
  • FIOFANANA MPAMPIANATRA SEKOLY ALAHADY SYNODAM-PARITANY: 07 & 08 novambra 2015: , any amin’ny Fileovana Paris – FLM Paris. Ampitaina manaraka ny fandaharana momba izany. Ity dia mahakasika indrindra ireo Mpampianatra Sekoly Alahady sy mpiofana Sekoly Alahady ary Katekista rehetra. Isan’izany ireo eto amintsika.