Hoy jesosy: “Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo”
Jaona 15:12
Toriteny Advento4 – Alahady 20/12/2015 | flm-orleans.org
ISANDROAVOLANA FITANDREMANA ORLEANS – 17 JANOARY 2016
Toriteny KRISMASY, 25 desambra 2015 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans. Lioka 2:1-14, Pastora RASETA – Mpitondra FITANDREMANA ORLEANS
Vous devez être connecté pour publier un commentaire.
> Isan’alahady amin’ny 2 ora hariva.
> Ny Sekoly Alahady dia aorian’ny fotoam-pivavahana litorjika.
> Ny fivorian’ny Komitin’ny Fiangonana dia ny alahady voalohan’ny volana, aorian’ny Sekoly Alahady.
> Alahady faharoa: Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo.
> Alahady fahatelo: Asa sy Fampaherezana.