Juil 22

Toriteny alahady 20/07/2014 | www.flm-orleans.org

(2 commentaires)

  1. Misaotra Tompoko @ireto toriteny anio, Jesosy hitahy anareo mandrakariva

    lainga avy @ota, miala @ teny nolazainy ny mpandainga
    fahehana mitaky fanoavana, ilay manam-pahefana tokony manaraka izay andidiany izay eo ambany fahefany (oh rar sy zanaka)
    Jesosy manoa an’ Andriamanitra Raint
    ZAnak’ondry, mpanafaka i Jesosy, te hanafaka antsika Izy

    Fanoavana mitaky asa: ARAHO ‘i Jesosy
    Jesosy no tadiavo eto @ ity fiainana ity

    Isika tsy mahita an’i Jesosy, fa @ alalan’ny teniny (Toriteny, Baiboly) ka rehefa mitaona olona dia taomina hihaino ny tenin’Andriamanitra izy
    Ny fanekena ataontsika dia mitaky Zavatra tena izy

    FGN MATANJAKA azo @fanoavana AN’i JESOSY (manaiky @ fo, fanahy, sy tena manontolo)

    FANEKENA ANi JESOSY: mampatanjaka,
    FITIAVANA olona, mifankatia

    Izay andehanan’i Jesosy no araho, fa io no ijoroantsika, mampatanjaka antsika
    nY fANAHY Masina mampianatra, mitarika antsika

  2. Jesosy irery ihany no mpamonjy ary mila inoantsika marina izany ho famonjena antsika ahafantarantsika ny sitrapony, ny fiantsony satria manana adidy isika manoloana ireo manodidina amintsika dia ny mampahafantra ny olona fa Jesosy no lalana sy fahamarinana ary fiainana,

Laisser un commentaire