Misaotra an’i Jesosy isika fa omeny fitaovana.
Zava-dehibe ny ahafahana migoka ny Tenin’Andriamanitra ary ny Toriteny no itondràny antsika ho amin’ny finoana.
Mampahery sy mamporisika anao hitsidika matetika fa soa izany!
Jesosy rahateo mampianatra antsika hoe « Mifankazara amin’ny Tsitoha hianao, dia hiadana; Izany no hahatongavan’ny soa aminao. » Joba 22:21.
(2 commentaires)
misaotra @ fikarakarana ato ô, misaotra satria, afaka mihaino toriteny, manaraka ny vaovao rehetra.
Voninahitra ho an’Andriamanitra irery ihany.
Tahiana anie ny mpiangona ao @ FLM Orléans.
Amen
Author
Misaotra tompoko,