Hoy jesosy: “Izao no didiko, dia ny mba hifankatiavanareo tahaka ny nitiavako anareo”
Jaona 15:12
Perikopa Loterana 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2016
Toriteny KRISMASY 25/12/2015 | flm-orleans.org
Toriteny Alahady fahaefatra amin’ny ADVENTO (Advento4),
20 desambra 2015 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans.
Pastora RASETA – Mpitondra FITANDREMANA ORLEANS
Vous devez être connecté pour publier un commentaire.
> Isan’alahady amin’ny 2 ora hariva.
> Ny Sekoly Alahady dia aorian’ny fotoam-pivavahana litorjika.
> Ny fivorian’ny Komitin’ny Fiangonana dia ny alahady voalohan’ny volana, aorian’ny Sekoly Alahady.
> Alahady faharoa: Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo.
> Alahady fahatelo: Asa sy Fampaherezana.