Tag: toriteny

Perikopa FLM 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily – Mey – Jona 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

Perikopa FLM 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary – Febroary – Martsa 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

NY TEOLOJIAN’NY ADVENTO

NY TEOLOJIAN’NY ADVENTO (Impiry tokoa moa ny Tompo no ho tonga eo amin’ny fiainantsika?) 1- MBOLA HO AVY sy EFA TONGA, no hafatry ny Advento. Toa mahagaga koa izany, milaza inona ireto? Ndeha lazaina amintsika, ny venti-kafatry ny teny. Ny Fahalalàna hitombo, ny Finoana hiahery. 2- EFA TONGA ny Mpamonjy, tonga tao Betlehema Tonga Nofo …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V4 – Oct. Nov. Des. 2018

Perikopa Loterana, perikopa3, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Oktobra 2018 manontolo,   sy ny volana Novambra 2018 manontolo,   ary ny volana Desambra 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V3 – Jol. Aog Sept. 2018

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay 2018 manontolo,   sy ny volana Aogositra 2018 manontolo,   ary ny volana Septambra 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).