Tag: SP FLME

Krismasin’ny Toby Pouru-St-Rémy 23-24 jan 2016

« ARY NY TENY DIA TONGA NOFO KA NONINA TAMINTSIKA.” Jaona 1 :14a Izany no teny Fanevan’ny Krismasin’ny Toby izay atao any Pouru-St-Rémy amin’ity taona 2016 ity. Araka izay hitantsika ao anaty Alimanakan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa, dia fotoana efa fanao isan-taona io ary iantsoana ny rehetra. Naharay ny fandaharana ny amin’izany isika, ka manasa antsika iombona ho …

Continuer à lire »

Fandaharana fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady – Synodam-paritany FLME

Ny fiofanana isan-taona ataon’ny Mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Synodantsika (Synodam-Paritany FLM Eoropa), dia hotanterahina ny 07 & 08 novambra 2015 ho avy izao. Ny fileovana Paris, no mandray azy ary Toerana roa no hanaovana izany: Ny Sabotsy dia ao amin’ny 8 impasse André Sabatier, 94240 Malakoff | Bus 323, arrêt: Station Louis Girard izany ary ny …

Continuer à lire »

SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2015

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Marseille ny 24 & 25 oktobra 2015 ho avy izao. Amin’io fotoana io koa no hanatanterahana ny Jobily fankasitrahana ho an’i Pastora SAMOELA Georges, Tonia nasionaly FLM. Manasa …

Continuer à lire »

Raharahan’ny Fileovana

Toy izao manaraka izao no vaovao voaray nandritra ny tatitra nataon’ny mpitantsoratry ny Fileovana Paris, nandritra ny isantelovolana natao ny 10&11 oktobra 2015 lasa teo, tao amin’ny FLM Paris. SEKOLY ALAHADY LOTERANA MALAGASY (SALOMA): Hanao ny KRISMASIN’NY SEKOLY ALAHADY FILEOVANA, mandritra ny Isantelovolana manaraka, atao any amin’ny Fitandremana Orléans. SAMPANA FIFOHAZANA LOTERANA (FIFIL): Nandray ny …

Continuer à lire »

Fandaharana Isan-taona Synodam-paritany FLME – oktobra 2014

Fandaharam-potoana isantaonan’ny Synodamparitany FLM Eoropa SP FLME, atao ny 25&26 oktobra 2014, any amin’ny Fileovana Ile-de-France (IDF), FLM Malakoff. Azonao raisina sy vakiana eto avy hatrany: Fandaharam-potoana Isantaona SP FLME – Fil. IDF – FLM Malakoff.