Tag: SP FLME

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 16 & 17 martsa 2019

ZAIKAKELY FiFiL faha-20 – Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 16 martsa sy Alahady 17 martsa 2019 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah » Hagay 1:8b   SABOTSY 16 martsa 2019 ALAHADY 17 martsa 2019 …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 17 & 18 martsa 2018

ZAIKAKELY FiFiL – Synodam-paritany FLM Eoropa Ao anatin’ny fananamarihana ny faha 25 taonan’ny FLME sy ny Jobilin’i Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady izao dia indro atolotra anao ny fandaharana amin’ny Zaikakelin’ny FiFiL eto amin’ny Synodantsika, izay horaisin’ny Fileovana Ile-de-France ny 17 & 18 martsa 2018 ho avy izao. Manasa antsika hanatrika izany tompoko! Teny faneva: « Indro efa vitako tombo-kavatsa eo …

Continuer à lire »

Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Apok. 3:11

Fanokanana Le Mans_Toriteny apokalypsy 3:11

FLM Le Mans « Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao. » Apok. 3:11 Apokalypsy 3:11 Alahady 10/12/2017 – Toriteny FANOKANANA FLM Le Mans Pastora Dr HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filohan’ny SP FLMEoropa 7 [Filadelfia] Ary soraty ho amin’ny anjelin’ny fiangonana any Filadelfia: Izao no lazain’izay masina, Izay marina, Izay manana ny …

Continuer à lire »

Fanasana sy fandaharana KRISMASIN’NY TOBY 2016 – Pouru-St-Rémy

SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA TOBY SAINT-REMY miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA Pouru-Saint-Rémy, faha 16 desambra 2016 Ho an’ny Fiangonana Loterana Malagasy Orléans,   Ry havana malala ao amin’ny Tompo Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga anatrika ny …

Continuer à lire »