Tag: Soratra Masina

Perikopa Loterana 3V3 – Jol. Aog. Sept. 2017

Perikopa-FLM-Orléans

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay 2017 manontolo,   sy ny volana Aogositra 2017 manontolo,   ary ny volana Septambra 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2017

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily 2017 manontolo,   sy ny volana Mey 2017 manontolo,   ary ny volana Jona 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2017

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary 2017 manontolo,   sy ny volana Febroary 2017 manontolo,   ary ny volana Martsa 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

31 oktobra – ANDRON’NY REFORMASIONA

SORATRA MASINA IRERY IHANY – FAHASOAVANA IRERY IHANY – FINOANA IRERY IHANY – JESOSY IRERY IHANY Mankalaza ny ANDRON’NY REFORMASIONA ny Fiangonana teraka avy amin’ny fanitsiam-pivavahana nataon’i Martin LOTERA. Isan’izany isika Fiangonana Loterana Malagasy. Ara-tantara, ny 31 oktobra 1517 tokoa mantsy no nanoratan’i Lotera (monka, mpampianatra tao amin’ny oniversiten’i Wittenberg) tany amin’ny Arsevekan’i Mayence sy …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V4 – Okt. Nov. Des. 2016

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Oktobra 2016 manontolo,   sy ny volana Novambra 2016 manontolo,   ary ny volana Desambra 2016 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).