Tag: Soratra Masina

Perikopa Loterana 3V2 – Apr. Mey Jon. 2018

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily 2018 manontolo,   sy ny volana Mey 2018 manontolo,   ary ny volana Jona 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2018

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary 2018 manontolo,   sy ny volana Febroary 2018 manontolo,   ary ny volana Martsa 2018 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Alarobian’ny Lavenona 14 febroary 2018

ALAROBIAN’NY LAVENONA Ao anaty diary FLM 2018 sy Alimanaka dia ahitantsika fa Alarobian’ny Lavenona ity andro anio ity. Misy Teny voaomana ho antsika kristiana rehetra mifanandrify amin’izany vanim-potoana izany, izay manamarika ny 40 andro mialoha ny Paska izay fotoanan’ny Karemy na ny Pasiona mitohy hatramin’ny herinandro Masina. Indro ary atolotra antsika ireo teny ireo, ary …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V3 – Okt. Nov. Des. 2017

Perikopa-FLM-Orléans

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Oktobra 2017 manontolo,   sy ny volana Novambra 2017 manontolo,   ary ny volana Desambra 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Fisaorana an’Andriamanitra sy fiaraha-mientana fanadiovana

Rohy Facebook momba ity vaovao ity: VAKIO ETOMisaotra an’i Jesosy isika fa nomeny fotoana maro sy taona nahafahana nampiasa ny trano Fiangonana eto Fleury-les-Aubrais, Rue Guy Marie-Riobé. Tsy tompony moa isika fa mpindrana ihany ary tonga izao ny fotoana ilàn’ny tompony azy. Hanao fotoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra isika ny Alahady 27 aogositra 2017 ho avy izao, …

Continuer à lire »