Tag: Sekoly Alahady

Banjino Golgota – Antsam-panahy Sekoly Alahady – 09/04/2017

BANJINO GOLGOTA «Fa Andriamanitra mampiseho ny fitiavany antsika fa fony mbola mpanota isika, dia maty hamonjy antsika Kristy.» Rom. 5:8 Ny Sekoly Alahady eto amin’ny FLM Orléans dia manasa ny Fiangonana rehetra sy ny mpianakavin’ny Finoana amin’ny Antsam-panahy ho fiomanana amin’ny Paska, izay ataony. Fotoana: FLM Orléans Ora: amin’ny 4 hariva ao aorian’ny fotoam-pivavahana. Tongava …

Continuer à lire »

Tamberina Sekoly Alahady 2015-2016

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady 2016 – Fandaharana

Hoy Jesosy: « … mianara Amiko … » Matio 11:29b. Ny Fileovana Marseille indray no handray ny fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto anivon’ny Synodam-paritany FLM Eoropa, ny sabotsy 12 sy alahady 13 novambra 2016 ho avy izao. Andrasana any Gemenos, toerana manokana handraisana ny fiofanana, ireto mpampianatra izay hanainga avy any amin’ny isam-piangonany avy. Manamarika ity fiofanana …

Continuer à lire »

Fandaharana Isankerintaon’ny TOBY – 09-14 jolay 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA Fandaharam-potoana isantaonan’ny TOBY POURU ST-REMY (09-14 jolay 2016) Faneva: « Mangataka aminareo mba handeha mendrika ny fiantsoana. » Efes. 4:1b  

Fanokafana fankalazana faha-5 taona SA

Nisokatra ny Alahady 26 aprily 2016 teo ny fankalazana ny faha-5 taonan’ny Sampana Sekoly Alahady eto amin’ny Fiangonantsika. ANDROM-BAVAKA ho an’ny Sekoly Alahady rahateo io fotoana io ka dia nandray anjara feno tamin’izany ireo mpampianatra sy Biraon’ny Sekoly Alahady (fitarihana, vakiteny, toriteny) ary ireo mpianatra Sekoly Alahady. Ny teny Faneva dia izay ao amin’ny Jaona 8:31, …

Continuer à lire »