Tag: Sekoly Alahady

FITIAVANA mandresy – Antsam-panahy Paska Sekoly Alahady

FITIAVANA mandresy – Antsam-panahy Paska Sekoly Alahady 2018 Ny Sekoly Alahady dia faly manasa antsika amin’ny Antsam-panahy karakarainy ny Alahady 1 aprily 2018, Andro Paska. Aorian’ny fotoam-pivavahana no hanatanterahana izany fotoana izany ary iantsoana ny tsirairay sy ny fianakaviana manontolo. Toy izao no fizotrin’ny fotoana: Ampahany voalohany: Antsam-panahy Ampahany faharoa: efitrano mainty Paska Koa manome …

Continuer à lire »

Akon’ny Seminery Nasionaly SALoMa – Aogositra 2017

Seminery Nasionaly Sekoly Alahady 2017

Faneva: « Izay tarihin’ny Fanahin’Andriamanitra no zanak’Andriamanitra » Romana 8:14 Notanterahina tao amin’ny Synodam-paritany Toamasina FLM Morarano ny Seminery Nasionalin’ny SALoMa tamin’ity taona 2017. Isaorana an’i Jesosy izany. Noho ny fitiavana sy famindrampon’Andriamanitra moa dia nahazo anjara isika tamin’ny alalan’ny solotenantsika tany an-toerana, Rtoa Tonia SALoMa SP FLME, RANDRIANASOLO Hanitra. 6400 no isan’ireo mpampianatra Sekoly Alahady tonga …

Continuer à lire »

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady Fileovana 13/05/2017

«Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin’ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika.» I Kor. 1:9 Io Teny faneva io no ho banjinina mandritra ny Fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana Paris, izay raisin’ny Fitandremana Orléans ary atao any Tours. Andrasana amin’izany ireo mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana mba handray fampaherezana …

Continuer à lire »

Toriteny Alahady2 man. Paska – 30/04/2017 – Past. RATSIMBAZAFY Solohery

Jaona. 21:15-25 Alahady 30/04/2017 – Toriteny Alahady faharoa manaraka ny PASKA, Pastora RATSIMBAZAFY Solohery, FLM Ambatovinaky, eto amin’ny flm-orleans.org 15 Ary rehefa nisakafo izy, dia hoy Jesosy tamin’ i Simona Petera: Simona, zanak’i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan’ireto? Hoy izy taminy: Eny, Tompoko; Hianao mahalala fa tia Anao aho. Dia hoy …

Continuer à lire »

Fisaorana Antsam-panahy Sekoly Alahady

Isaorana Jesosy fa tontosa soa aman-tsara ny Antsam-panahy izay notanterahin’ny Sekoly Alahady teto amin’ny FLM Orléans ny Alahady 09 aprily 2017 lasa teo. Isaorana ny Ray aman-dRenin’ny Sekoly Alahady, ny Fiangonana, isika rehetra izay nitondra am-bavaka izany fotoana izany. Isaorana manokana ihany koa ireo izay tonga nanatrika sy nandray anjara tamin’ny hira fiomanana ho an’ny …

Continuer à lire »