Tag: Reformasiona

Bokin’ny Romana ho an’ny taona 2017 – Hafatra Foibe FLM

Bokin’ny Romana ho an’ny taona 2017 – Hafatra Foibe FLM Ao anatin’ny taom-pankalazana roa sosona isika izao. 150 taona ny Fiangonana Loterana Malagasy ary 500 taona ny Reformasiona. Ny KMSL na Komity Mpiandraikitra ny Synoda Lehibe FLM, izay nivory tao Mahajanga (SPBM) nandritra ny KMSL 136, ny 08-15 novambra 2016 lasa teo tao amin’ny FLM Antanimalandy, dia …

Continuer à lire »

31 oktobra – ANDRON’NY REFORMASIONA

SORATRA MASINA IRERY IHANY – FAHASOAVANA IRERY IHANY – FINOANA IRERY IHANY – JESOSY IRERY IHANY Mankalaza ny ANDRON’NY REFORMASIONA ny Fiangonana teraka avy amin’ny fanitsiam-pivavahana nataon’i Martin LOTERA. Isan’izany isika Fiangonana Loterana Malagasy. Ara-tantara, ny 31 oktobra 1517 tokoa mantsy no nanoratan’i Lotera (monka, mpampianatra tao amin’ny oniversiten’i Wittenberg) tany amin’ny Arsevekan’i Mayence sy …

Continuer à lire »