Miarahaba sy mamangy antsika Fiangonana amin’ny anaran’i Jesosy indray tompoko, Hankalaza ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona isika eto amin’ny FLM Orléans ny alahady ho avy izao. Fotoan-dehibe sy fifaliana lehibe ho antsika izany satria mbola NAFAHANA noho ny FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA isika ary antsoin’i Jesosy koa ho MARINA amin’ny FINOANA …
Tag: Reformasiona
Ivon’ny Fankalazana 150 taona FLM sy 500 taona Reformasiona – FLM Betafo
BETAFO 2017 Ny ivon’ny fankalazana ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha 500 taonan’ny Reformasiona, 2017 dia hotanterahina any amin’ny FLM Betafo Antsirabe, SPAM ny 15, 16 sy 17 desambra 2017 ho avy izao. Io no daty vaovao sy iombonantsika anivon’ny FLM rehetra maneran-tany taorian’ny fanemorana noho ny trangan’ny areti-mifindra pesta teto amin’ny …
REFORMASIONA 500 taona – HE MANDA FIAROVANA
HE MANDA FIAROVANA Ein feste Burg ist unser Gott A Mighty Fortress Is Our God FFPM 500 Fihirana faneva nosoratan’i Martin Lotera, manodidina ny taona 1528. Tonony sy feo Feo: Martin Lotera Nosintonina avy tamin’ny Salamo 46 Nadikan’i C. Borchgrevink, 1841-1919 (Tiona FFPM) Hira navoakan’ny Federasiona Fiangonana Loterana Eran-Tany. NAFAHAN’NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA —– 1 [Fahatokiana an’Andriamanitra …
Hira Faneva 150 taona FLM sy 500 taona Reformasiona
ANDROM-PAHASOAVANA! Ao anatin’ny Jobily fankalazana ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona isika ankehitriny. Ny faneva dia roa karazana, samy notsoahina avy ao amin’ny bokin’ny Romana. • NAHAFAHAN’NY FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA, no an’ny faha 500 taona Reformasiona • « NY MARINA AMIN’NY FINOANA NO HO VELONA » Rom. 1:17 kosa no an’ny faha-150 taona Reformasiona. …
- 1
- 2