Tag: Pouru-St-Rémy

Fanasana sy fandaharana KRISMASIN’NY TOBY 2016 – Pouru-St-Rémy

SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA TOBY SAINT-REMY miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA Pouru-Saint-Rémy, faha 16 desambra 2016 Ho an’ny Fiangonana Loterana Malagasy Orléans,   Ry havana malala ao amin’ny Tompo Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga anatrika ny …

Continuer à lire »

Fandaharana Isankerintaon’ny TOBY – 09-14 jolay 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA Fandaharam-potoana isantaonan’ny TOBY POURU ST-REMY (09-14 jolay 2016) Faneva: « Mangataka aminareo mba handeha mendrika ny fiantsoana. » Efes. 4:1b  

SAKAFON’NY TOBY 28 may 2016

Manasa antsika Fiangonana amin’ny Sakafon’ny Toby Pouru-St-Rémy, miray amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza. Toy izao no taratasy mahakasika izany, atolotra antsika: Fanasana SAKAFON’NY TOBY 28 may 2016 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY SP FLME FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA TOBY POURU SAINT RÉMY Pouru Saint-Rémy faha 22 aprily 2016 Antony: Taratasy fanasana sakafon’ny Toby. “… ary ataovy ny trano, dia …

Continuer à lire »

Krismasin’ny Toby Pouru-St-Rémy 23-24 jan 2016

« ARY NY TENY DIA TONGA NOFO KA NONINA TAMINTSIKA.” Jaona 1 :14a Izany no teny Fanevan’ny Krismasin’ny Toby izay atao any Pouru-St-Rémy amin’ity taona 2016 ity. Araka izay hitantsika ao anaty Alimanakan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa, dia fotoana efa fanao isan-taona io ary iantsoana ny rehetra. Naharay ny fandaharana ny amin’izany isika, ka manasa antsika iombona ho …

Continuer à lire »