Tag: Pouru-St-Rémy

SAKAFON’NY TOBY 20 may 2017

Manasa antsika Fiangonana amin’ny Sakafon’ny Toby Pouru-St-Rémy, miray amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza. Toy izao no taratasy mahakasika izany, atolotra antsika: Fanasana SAKAFON’NY TOBY 20 may 2017 FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY SP FLME FIFOHAZANA TOBILEHIBE ANKARAMALAZA TOBY POURU SAINT RÉMY Pouru Saint-Rémy faha 22 aprily 2017 Antony: Fanasana sakafon’ny Toby. “… ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako …

Continuer à lire »

Fiz. 2 Fitomboan’ny Fifohazana protestanta Malagasy – Toby Pouru-St-Rémy

—— Fandaharana tamin’ny alarobia 21 desambra 2016, amin’ny fiteny frantsay. Ampahany faharoa tamin’ny fandaharana « Comment dire » tao amin’ny radio fréquence protestante, izay iresahana ny fivoaran’ny fifohazana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Miresaka momba ny Toby Pouru-St-Rémy ao Frantsa, izay miray amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza. Miaraka amin’i Pastora Alain Joly sy ireo vahininy Dr Helirina RAOELISON, Raiamandrenin’ny Toby, Josoa …

Continuer à lire »

Fiz. 1 Fitomboan’ny Fifohazana protestanta Malagasy – Toby Pouru-St-Rémy

—— Fandaharana tamin’ny alarobia 14 desambra 2016, amin’ny fiteny frantsay. Ampahany voalohany tamin’ny fandaharana tao amin’ny radio fréquence protestante, izay iresahana ny fivoaran’ny fifohazana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Miresaka momba ny Toby Pouru-St-Rémy ao Frantsa, izay miray amin’ny Tobilehibe Ankaramalaza. Miaraka amin’i Pastora Alain Joly sy ireo vahininy Dr Helirina RAOELISON, Raiamandrenin’ny Toby, Dr Jean …

Continuer à lire »

Fanasana sy fandaharana KRISMASIN’NY TOBY 2016 – Pouru-St-Rémy

SYNODAM-PARITANY FIANGONANA LOTERANA MALAGASY ATY EOROPA TOBY SAINT-REMY miray amin’ny TOBILEHIBE ANKARAMALAZA Pouru-Saint-Rémy, faha 16 desambra 2016 Ho an’ny Fiangonana Loterana Malagasy Orléans,   Ry havana malala ao amin’ny Tompo Ampitomboina aminareo mandrakariva anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesosy Kristy Tompontsika. Manasa antsika rehetra tsy an-kanavaka ho tonga anatrika ny …

Continuer à lire »

Fandaharana Isankerintaon’ny TOBY – 09-14 jolay 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA Fandaharam-potoana isantaonan’ny TOBY POURU ST-REMY (09-14 jolay 2016) Faneva: « Mangataka aminareo mba handeha mendrika ny fiantsoana. » Efes. 4:1b