Fandaharana Fanokanana FLM Quimperlé 2020
Tag: Pastora RASETA
FLM Quimperlé – Fanokanana ny 23 febroary 2020
« Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika » Jaona 1:14a Ny Komitin’ny Fileovana Ile de France dia faly manasa antsika havana sy tapaka ao amin’ny Tompo mba ho tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fanokanana ny FLM Quimperlé ao amin’ny Fitandremana La Rochelle ny sabotsy 22 sy ny alahady 23 febroary 2020 ho avy …
Fisaorana sy fankasitrahana ny Pastora RASETA – nov. 2016
Herintaona izao no lasa… Ny Komitin’ny Synodam-paritany FLM Eoropa (KMSPE) izay nivory ny 24 sy 25 septambra 2016 dia nanapa-kevitra fa hotendrena hitondra Fileovana ao Ile-de-France ny Pastorantsika Mpitondra Fitandremana eto an-toerana, Pastora RASETA. Pastora RASETA dia natolotry ny Fileovana Paris ho Mpitondra Fitandremana Orléans taorian’ny fotoana lavalava tsy nisiana Pastora teto an-toerana. Telo taona no nitondrany …
Toriteny Alahady – 04/12/2016 – Past. RAKOTONJANAHARY Imboasalama
Lioka 12:35-40 Alahady 04/12/2016 – Alahady faha-2 n’ny ADVENTO, Pastora RAKOTONJANAHARY Imboasalama, FLM Ambatovinaky, eto amin’ny FLM Orléans (www.flm-orleans.org) « Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo; ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin’izay…. » 37 Sambatra ny …