Tag: Orléans

ISANDROAVOLANA FITANDREMANA ORLEANS – 17 JANOARY 2016

Hanatanteraka ny ISANDROAVOLANA voalohany ny Fitandremana ORLEANS, ny Alahady 17 janoary 2016. Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny fotoana, eto amin’ny Renivohitry ny Fitandremana, FLM Orléans 2 Rue Guy Marie-Riobé 45400 FLEURY-LES-AUBRAIS. Aorian’ny fotoam-pivavahana no hirosoana amin’ny fifidianana ny Komitin’ny Fitandremana. Toy izao no fandaharana amin’izany: Mpitarika sy vavaka Katekista Ratovohery Solo                  FLM Châteauroux Leksiona …

Continuer à lire »

Perikopa Mey 2015

Teny vakiana sy toriana Mey 2015, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Aprily 2015

Teny vakiana sy toriana Aprily 2015, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Toriteny 2 alahady 19/10/2014 | flm-orleans.org

Vaovao 07/09 sy 14/09/2014

AVY ETO AN-TOERANA – Mankasitraka ny fianakaviana mampiantrano ny Fiangonana manontolo eto Chanteau, amin’izao fotoana tsy ahafahana mampiasa ny efitrano Fiangonana mahazatra izao (fanamboarana). – Ny Pastora dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny fidirana indray. – Mitohy ny fanamboarana eo amin’ny trano Fiangonana, koa tsy ho afaka tanterahana araka ny fikasana tany am-boalohany ny Vokadehiben’ny …

Continuer à lire »