Tag: Malagasy

KOMITY FITANDREMANA ORLEANS VOAFIDY 2016-2020

Misaotra an’i Jesosy fa tanteraka ny Alahady 17 janoary 2016 farany teo ny fifidianana Komitin’ny FITANDREMANA, ka fantatra ankehitriny izy ireo, sy ireo mpikambana ao amin’ny Biraon’ny Fitandremana sy ny Sampana isanisany eto amin’ny Fitandremana. Indreto ary atolotra antsika isan’ambaratonga sy isan-tsampana izany. FIFIDIANANA KOMITY sy BIRAO FITANDREMANA ORLEANS           KOMITY …

Continuer à lire »

Toriteny KRISMASY 25/12/2015 | flm-orleans.org

  Toriteny KRISMASY, 25 desambra 2015 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans. Lioka 2:1-14, Pastora RASETA – Mpitondra FITANDREMANA ORLEANS

VAOVAO | Raharaham-piangonana 13/12/2015

Vaovao eto an-toerana: Alahady 13 desambra 2015: Nanantontosa ny ABSOLOSIONA Faobe isika teto amin’ny Fiangonana, ary isaorana an’Andriamanitra ny nahavitana izany. Nandray anjara avokoa na ny kely na ny lehibe. Noho ny fahasoavan’ny Tompo sy ny fitantanany dia vita soa aman-tsara ny fifidiana ireo izay hitantana ireo Sampam-pikambanana eto amin’ny Fiangonantsika ho amin’ny efatra taona ho …

Continuer à lire »

Perikopa Oktobra 2015

Teny vakiana sy toriana Oktobra 2015, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Septambra 2015

Teny vakiana sy toriana Septambra 2015, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).