Tag: loterana

FIVORIAMBE faha-12 FFLET Windhoek – Namibia 10-16 mey 2017

FLM / LWF FIVORIAMBE FAHA 12 / NAMIBIA 2017 Ireo solotenan’ny Fiangonana Loterana Malagasy notarihan’ny Filohan’ny FLM Pastora Dr RAKOTONIRINA David, any an-toerana, Sary FLM – Ny Aina Dina RAKOTOMALALA Nisokatra tamin’ny alarobia 10 mey 2017 teo ny Fivoriamben’ny LWF (FFLET) izay atao any Windhoek, Namibia ao Afrika atsimo andrefana ao. Enina (6) no solotenan’ny …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2017

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily 2017 manontolo,   sy ny volana Mey 2017 manontolo,   ary ny volana Jona 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Vavaka ho an’ny Firaisam-pinoana Alahady 22 janoary 2017

Herinandrom-bavaka ho an’ny Firaisam-pinoana Mandritra ny herinandrom-bavaka ho an’ny firaisam-pinoana, izay atao ny 18-25 janoary 2016, dia asain’ny Komity Iraisam-pirenena ho an’ny Firaisam-pinoana – KIF (World Council of Churches – WCC) isika mba ahatsiaro ny vavaka nataon’i Jesosy ho an’ny mpianany « mba ho iray ihany izy rehetra,… mba hinoan’izao tontolo izao fa Ianao no naniraka Ahy » …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2017

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary 2017 manontolo,   sy ny volana Febroary 2017 manontolo,   ary ny volana Martsa 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Akon’ny Fiofanana Komity FLM Orléans – 19 nov. 2016

Misaotra an’i Jesosy fa afaka niofana tany Tours ireo Komitin’ny Fiangonana ny Sabotsy 19 novambra 2016 lasa teo. Indreto sary vitsivitsy mahakasika izany.