Tag: loterana

Sabotsy 26/08/2017 – TONO HENA Fitoriana Filazantsara FDL

Ity hetsika ity dia azonao arahina amin’ny Facebook koa, eto amin’ity rohy ity. Tamin’ny taon-dasa 2016 no nanomboka ny hetsika TONO HENA Fitoriana Filazantsara izay karakarain’ny Fikambanan-dehilahy eto amin’ny Fiangonana amin’ny fotoanan’ny fialan-tsasatry ny mpianatra. Amin’ity taona ity dia manasa antsika Fiangonana ny FDL amin’izany hetsika izany indray ho fiombonana sy ahazoana mitory ny Tenin’Andriamanitra …

Continuer à lire »

Mitandrina tsara ny fahasoavan’Andriamanitra

AKON’NY ISAN-TAONA FIFOHAZANA TOBY ANKARAMALAZA (ny 26 Jolay – 02 Aogositra 2017) Faneva: « Ary mitandrema tsara, fandrao hisy hiala amin’ny fahasoavan’Andriamanitra » Heb.12:15 Tanteraka soa ny isankerin-taonan’ny Tobilehibe Ankaramalaza natao tany an-toerana ny Alarobia 26 jolay ka hatramin’ny Alarobia 02 aogositra 2017, andron’ny Fanokanana ireo mpiandry. Avy eto amin’ny Synodam-paritany FLM Eoropa moa dia mpiandry roa …

Continuer à lire »

Ny fahasoavan’Andriamanitra nandraisany anao ho ankohonany.

Fahasoavan'Andriamanitra

Teny Fiainana ho anao! « Ny Fahasoavan’Andriamanitra! » araka ny Hebreo 10, dia ny niantsoan’Andriamanitra anao hoe, « Zanako ianao! »; io no iantsoany anao ho tonga ankohonany! « Izaho ho Rainy, ary ianao ho zanany » hoy koa ny Heb. 1: 5b. Fianakaviana maro avy amin’ny toerana maro, avy amin’ny firenen-tsamihafa, sy ny olona samihafa nantsoiny ho tonga ankohonana iray, …

Continuer à lire »

Perikopa Loterana 3V3 – Jol. Aog. Sept. 2017

Perikopa-FLM-Orléans

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay 2017 manontolo,   sy ny volana Aogositra 2017 manontolo,   ary ny volana Septambra 2017 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Pentekosta: Fiainam-baovao sy Fiadanana

Miarahaba antsika rehetra mankalaza indray ny Andro Pentekosta! Inona moa ny « Pentekosta »? Fahizay, Andro fetim-bokatra teo amin’ny Zanak’Isiraely ny « Pentekosta »; fanolorana ho an’Andriamanitra izay tsara indrindra avy amin’ny voaloham-bokatra. Fanolorana fanati-pisaorana ho an’i Jehovah, avy amin’ny voaloham-bokatra; dimam-polo andro aorian’ny Paska, fisaorana noho ny fanavotana avy tany amin’ny fanandevozana tany Egypta. Ny Pentekosta dia fety …

Continuer à lire »