Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika… » Jao. 1:14 Fandaharana azo arahana manaraka eto: ISANTELOVOLANA FILEOVANA PARIS, ORLEANS JANOARY 2019 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA ORLEANS, atao ny Sabotsy sy Alahady 19-20 janoary 2019 ho avy izao, …
Tag: Krismasy
Akon’ny KRISMASIN’NY Sekoly Alahady FLM Orléans
« Aoka ho mpankato ny Teny ianareo » Jakoba 1:22a HIRA FANEVAN’NY SEKOLY ALAHADY FLM Orléans 2017-2018 Amin’izao Krismasy izao dia manolotra anareo ny hira fanevan’ny Sekoly Alahady FLM Orléans 2017-2018 izahay. « Aoka ho mpankato ny Teny ianareo » Jakoba 1:22a, hira faneva noredonin’ny SA tao am-piangonana ny 24 desambra 2017 lasa teo nandritra ny fankalazana ny Krismasin’ny …
Fankalazana Krismasy 2016
« Ary fiadanana ho etỳ ambonin’ny tany amin’ny olona ankasitrahany » Lioka 2:14b Miarahaba antsika rehetra nahatozo ireo alahady efatra amin’ny advento ka hiatrika indray ny vanim-potoanan’ny Krismasy. Eto am-piangonantsika dia misy fandaminana tahaka izao, ampahafantarina sy anasana antsika eto an-toerana sy ireo izay mitsidika amin’io fotoana io ihany koa. Ny Sabotsy 24 desambra 2016: KRISMASY tarihin’ny …
ADVENTO sy vaovao 29/11/2015 sy 06/12/2015
Vaovao avy eto an-toerana: – Miarahaba ny Fiangonana manontolo nahatratra ny Alahady 1 amin’ny ADVENTO, taom-baovaon’ny Fiangonana. Fotoana izay ahatsiarovantsika ny fitahian’Andriamanitra nandritra ny taona lasa manontolo sy fotoana fanokafana ny fiandràsana ny Fihavian’i Jesosy Kristy Tompontsika. – Mitohy ny Ezaka zava-maneno sy fanamafisam-peo, ary entanina isika rehetra mba handray anjara tandrify avy ny amin’izany. …
- 1
- 2