Tag: Jesosy

Toriteny Sampandrofia 2020 – Jaona 12:1-16 Pastora Dr RANDRIANJAKA Olivier

Toriteny Sampandrofia 2020 Pastora Dr RANDRIANJAKA Olivier Jaona 12:1-16  05/04/2020 – Perikopa Alahady Sampandrofia, Pastora Dr RANDRIANJAKA Olivier www.flm-orleans.org 1 Ary rehefa henemana no sisa tsy tonga ny Paska, Jesosy dia tonga tao Betania, izay nitoeran’i Lazarosy, ilay natsangany tamin’ny maty. 2 Dia nanao fanasana ho an’i Jesosy tao izy; ary Marta no nanompo; fa …

Continuer à lire »

Perikopa FLM 3V2 – Apr. Mey. Jon. 2020

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily – Mey – Jona 2020 Indro atolotra antsika indray ny ity Perikopa ity, araka izay nandaharan’ny Fiangonana Loterana Malagasy azy. Marihina fa tsy ahitàna ny Filazantsara vakiana isan’alahady ity Perikopa ity. Ao amin’ny pejy facebook-n’ny Fiangonana no ahitàna ireo vakiteny telo sy teny toriana mivoaka …

Continuer à lire »

FLM Quimperlé – Fanokanana ny 23 febroary 2020

« Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika » Jaona 1:14a Ny Komitin’ny Fileovana Ile de France dia faly manasa antsika havana sy tapaka ao amin’ny Tompo mba ho tonga hanome voninahitra an’Andriamanitra noho ny fanokanana ny FLM Quimperlé ao amin’ny Fitandremana La Rochelle ny sabotsy 22 sy ny alahady 23 febroary 2020 ho avy …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FBL – 15 & 16/02/2020 sy Jobily fankasitrahana Tonia R. Emélie

ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva:  « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b   …

Continuer à lire »

Androm-bavaka ho an’ny FBL FLM Orléans, Alahady 02/02/2020

« Mihobia sy mifalia , ry ZIONA zanakavavy, fa, indro, avy honina ao afovoanao aho, hoy Jehovah. » Zakaria 2:14 Miarahaba antsika rehetra amin’ny anaran’i Jesosy Kristy Tompo. Araka ny efa fantatsika Fiangonana dia ny Alahady voalohan’ny volana Febroary 02/02/2020 dia Andrombavaka ho an’ny FBL na ny Vehivavy eto amin’ny Fiangonantsika. Amin’io fotoana io koa dia misy …

Continuer à lire »