Tag: flm

Toriteny FFPM faritra Eoropa – 12/03/2017 – Past. Rakotondrazaka HABBERSTAD

Matio 8:18-22 Alahady 12/03/2017 – Toriteny fotoam-pivavahana FFPM faritra Eoropa, notarihan’ny Mpitandrina RAKOTONIRINA Charles, Filoha mpiara-mitantana ny FFPME (SP Vatofehizoro Ampitandranomasina faha-37 FJKM). Toriteny: Pastora HABBERSTAD Rakotondrazaka, Filoha mpiara-mitantana ny FFPME (SP FLME) 18 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka betsaka manodidina Azy, dia nanome teny hiala ho eny am-pita. 19 Ary nanatona ny mpanora-dalàna anankiray …

Continuer à lire »

SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Strasbourg ny 29 & 30 oktobra 2016 ho avy izao. Ny mpiasam-piangonana (Pastora sy ny vadiny, Katekista sy ny vadiny) dia efa manomboka ny fotoana amin’ny fiofanana ny zoma 28 …

Continuer à lire »

Fandaharana Isankerintaon’ny TOBY – 09-14 jolay 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY SYNODAM-PARITANY FLM EOROPA Fandaharam-potoana isantaonan’ny TOBY POURU ST-REMY (09-14 jolay 2016) Faneva: « Mangataka aminareo mba handeha mendrika ny fiantsoana. » Efes. 4:1b  

Toriteny Al5 man. TRINITE – 26/06/2016 – Past. RASETA

Lioka 5:1-11 Alahady 26/06/2016 – Alahady fahadimy manaraka ny TRINITE, Pastora RASETA, Mpitondra Fitandremana, FLM Orléans 1 Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra, dia nijanona teo amoron’ny Farihin’i Genesareta Jesosy; 2 ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin’ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony. 3 Ary niditra …

Continuer à lire »

DINER CONCERT 2016 – Fête nationale Malagasy

« Oh! Si mon peuple m’écoutait. » Psaumes 81:13 Le Pasteur, le Conseil et la Paroisse FLM Orléans sont heureux de vous inviter, Parents, frères et soeurs, chers compatriotes, amis et proches ainsi que vous qui êtes de passage sur ce site, à célébrer ensemble, sous la grâce de Dieu, la FETE NATIONALE MALAGASY. Cet évenement aura lieu, …

Continuer à lire »