ZAIKAKELY FBL faha-21 sy Jobily fankasitrahana ny Tonia FBL SPFLME Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 15 febroary sy Alahady 16 febroary 2020 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny Tenin’Andriamanitra tamin’ny fahasahiana » Asa. 4:31b …
Tag: flm
ZAIKAKELY KTLM – Fandaharana 12-13-14 aprily 2019
ZAIKAKELY KTLM – Synodam-paritany FLM Eoropa 12-13-14 aprily 2019 Raisin’ny Fileovana Marseille Toerana: 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille Teny faneva: » Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany« Gen. 12:3b ZOMA 12 aprily 2019 SABOTSY 13 aprily 2019 ALAHADY 14 aprily 2019 Fandaharana azo sintonina eto >> Fandaharana ZAIKAKELY KTLM …
ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 16 & 17 martsa 2019
ZAIKAKELY FiFiL faha-20 – Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 16 martsa sy Alahady 17 martsa 2019 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah » Hagay 1:8b SABOTSY 16 martsa 2019 ALAHADY 17 martsa 2019 …
Alahady 22/04/2018 Fankalazana 150 taona FLM sy 500 taona Reformasiona
Miarahaba sy mamangy antsika Fiangonana amin’ny anaran’i Jesosy indray tompoko, Hankalaza ny faha-150 taonan’ny Fiangonana Loterana Malagasy sy ny faha-500 taonan’ny Reformasiona isika eto amin’ny FLM Orléans ny alahady ho avy izao. Fotoan-dehibe sy fifaliana lehibe ho antsika izany satria mbola NAFAHANA noho ny FAHASOAVAN’ANDRIAMANITRA isika ary antsoin’i Jesosy koa ho MARINA amin’ny FINOANA …
ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 17 & 18 martsa 2018
ZAIKAKELY FiFiL – Synodam-paritany FLM Eoropa Ao anatin’ny fananamarihana ny faha 25 taonan’ny FLME sy ny Jobilin’i Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady izao dia indro atolotra anao ny fandaharana amin’ny Zaikakelin’ny FiFiL eto amin’ny Synodantsika, izay horaisin’ny Fileovana Ile-de-France ny 17 & 18 martsa 2018 ho avy izao. Manasa antsika hanatrika izany tompoko! Teny faneva: « Indro efa vitako tombo-kavatsa eo …