Tag: FLM Orléans

Vaovao 03/08/2014 | www.flm-orleans.org

Alahady faha-VIII manaraka ny TRINITE – FLM Orléans Alahady 10 aogositra 2014: Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo eto an-toerana. Voka-dehiben’ny Fiangonana – Sakafo Hanao ny voka-dehibe ny Fiangonana ny volana septambra ho avy izao, alahady faharoa (14 septambra), ka toy izao no andinindininy amin’izany: – Sakafo hanasana ny olona rehetra eto orléans sy ny manodidina, ho …

Continuer à lire »

Toriteny alahady 03/08/2014 | www.flm-orleans.org

Toriteny alahady 27/07/2014 | www.flm-orleans.org

Vaovao 27/07/2014 | www.flm-orleans.org

Vaovaon’ny Sekoly Alahady 31 aogositra 2014: Hanatanteraka fisindàna. Ny antsipiriany dia ambara amin’ny fotoana manaraka. 28 septambra 2014: Fanadinana Sekoly Alahady. Tsy ampy ireo mpampianatra eto an-toerana ka manao antso, hampiditra mpampianatra vaovao, hanatevenana ireo amperinasa ankehitriny. Fivorian’ny Faribohitra Ny Faribohitra faha-8 dia nanatanteraka ny fivoriam-bavaka fanao isan-kerinandro ny alakamisy 24/07/2014 lasa teo tao Tours (tokantrano). …

Continuer à lire »

Vaovao 20/07/2014 | www.flm-orleans.org

– Lasin’ny Tanora (Camp des Jeunes) 2014 Taorian’ny fanapahan-kevitry ny Komity KTLM dia tsy hisy ity zaika ity ho an’ity taona 2014 ity, noho ny isan’ny mpikarakara vitsy loatra. Mitohy anefa izany lasy izany, ho an’ny taona 2015. – Mpiandry voatokana Am-pifaliana no hiarahabàn’ny Fiangonana an’Andriamatoa sy Ramatoa RASOLO mivady, notokanana mpiandry tany amin’ny Toby …

Continuer à lire »