Tag: FLM Châteauroux

Toriteny I3V – 29/01/2017 – Past. RAHARIJAONARIVELO Edmond

I Kor. 1:18-25 Alahady 29/01/2017 – Toriteny teny faneva isantelovolan’ny Fileovana Paris, Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond, Mpitondra Fileovana Paris. 18 Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. 19 Fa voasoratra hoe: Hofoanako ny fahendren’ny hendry, Ary holaviko ny fahalalan’ny mahalala (Isa. 29. 14). 20 Aiza …

Continuer à lire »

Toriteny I3V – 28/01/2017 – Past. RANDRIAMALALA Eddy

I Kor. 2:1-5 Sabotsy 28/01/2017 – Toriteny fanokafana ny isantelovolan’ny Fileovana Paris, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, Mpitondra Fitandremana Limoges 1 Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin’ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay* an’Andriamanitra. [*Na: [ny filazana] 2 Fa ninia tsy hahafantatra zavatra hafa teo aminareo aho, …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Orléans 28&29 janoary 2017

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « … Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very » IKor.1:18a Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA ORLEANS, atao ny Sabotsy sy Alahady 28-29 janoary 2017 ho avy izao, ao amin’ny FLM CHATEAUROUX. Toerana: Église Protestante Unie de France …

Continuer à lire »

ISANDROAVOLANA FITANDREMANA ORLEANS – 17 JANOARY 2016

Hanatanteraka ny ISANDROAVOLANA voalohany ny Fitandremana ORLEANS, ny Alahady 17 janoary 2016. Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny fotoana, eto amin’ny Renivohitry ny Fitandremana, FLM Orléans 2 Rue Guy Marie-Riobé 45400 FLEURY-LES-AUBRAIS. Aorian’ny fotoam-pivavahana no hirosoana amin’ny fifidianana ny Komitin’ny Fitandremana. Toy izao no fandaharana amin’izany: Mpitarika sy vavaka Katekista Ratovohery Solo                  FLM Châteauroux Leksiona …

Continuer à lire »

Toriteny2 alahady 30/11/2014 | flm-orleans.org