Tag: fivoriana

SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Strasbourg ny 29 & 30 oktobra 2016 ho avy izao. Ny mpiasam-piangonana (Pastora sy ny vadiny, Katekista sy ny vadiny) dia efa manomboka ny fotoana amin’ny fiofanana ny zoma 28 …

Continuer à lire »

10/04/2016 Akon’ny Fivorian’ny Ray aman-dReny Sekoly Alahady

Misaotra an’i Jesosy isika fa vita soa aman-tsara ny fivorian’ny Ray aman-dReny Mpianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fiangonantsika, natao ny Alahady 10/04/2016 lasa teo. Niarahana tamin’ny Raiamandreny Pastora RASETA izany fivoriana izany, ka nandinihina indrindra ny jery todiky taona lasa, ireo kilasy misy eto amintsika, ny fizotry ny fampianarana, ireo fandaharana mandavan-taona, ny fiofanan’ny mpampianatra …

Continuer à lire »

Fandaharana fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady – Synodam-paritany FLME

Ny fiofanana isan-taona ataon’ny Mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Synodantsika (Synodam-Paritany FLM Eoropa), dia hotanterahina ny 07 & 08 novambra 2015 ho avy izao. Ny fileovana Paris, no mandray azy ary Toerana roa no hanaovana izany: Ny Sabotsy dia ao amin’ny 8 impasse André Sabatier, 94240 Malakoff | Bus 323, arrêt: Station Louis Girard izany ary ny …

Continuer à lire »