Indro atolotra antsika ny fandaharana tsotsotra ho an’ny Isantelovolan’ny Fileovana Paris izay atao eto amintsika (Fitandremana Orléans, FLM Orléans) ny sabotsy sy alahady 30 sy 31 janoary 2016 ho avy izao. Ny fandaminana ny ora no nisy fanovàna aha oharina tamin’ny fandaharana nalefa mialoha tany amintsika tsirairay avy (I3V – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016), noho …