Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « … Fa ny teny ny amin’ny hazo fijaliana dia fahadalana amin’izay ho very » IKor.1:18a Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA ORLEANS, atao ny Sabotsy sy Alahady 28-29 janoary 2017 ho avy izao, ao amin’ny FLM CHATEAUROUX. Toerana: Église Protestante Unie de France …
Tag: Fitandremana Orléans
Toriteny Al5 man. TRINITE – 26/06/2016 – Past. RASETA
Lioka 5:1-11 Alahady 26/06/2016 – Alahady fahadimy manaraka ny TRINITE, Pastora RASETA, Mpitondra Fitandremana, FLM Orléans 1 Ary raha nifanizina taminy ny vahoaka mba hihaino ny tenin’Andriamanitra, dia nijanona teo amoron’ny Farihin’i Genesareta Jesosy; 2 ary nahita sambokely roa nijanona teo an-tsisin’ny farihy Izy; fa ny mpanarato efa niala taminy ka nanasa ny haratony. 3 Ary niditra …
Toriteny Al2 man. TRINITE – 05/06/2016 – Past. RASETA
Lioka 14:16-24 Alahady 05/06/2016 – Alahady faharoa manaraka ny TRINITE, Pastora RASETA, Mpitondra Fitandremana, FLM Orléans 16 Fa hoy Jesosy taminy: Nisy olona anankiray nanao fanasana lehibe ka nanasa olona maro. 17 Ary naniraka ny mpanompony izy tamin’ny fotoana fisakafoana hilaza amin’izay efa nasaina hoe: Andeha, fa efa voavoatra izao ny fanasana. 18 Fa izy rehetra …
FAMPIANARANA – Bokin’ny Apokalypsy | flm-orleans.org
BOKIN’NY APOKALYPSY iarahana amin’i Pastora RASETA – Mpitondra Fitandremana Orléans – FLM Orléans. Fampianarana nandritra ny ISANTELOVOLAN’NY FILEOVANA PARIS – 30 janoary 2016 – Fitarihan-teny – Ny fisehoan’ ny voninahitr’ i Kristy – Ny Epistily ho an’ ny fiangonana fito tany Asia – Fideran’ ny any an-danitra an’ Andriamanitra, Mpanao ny zavatra rehetra – Ny …
Toriteny Pastora Eddy – I3V Jan. 2016 | Fitandremana Orleans
Toriteny ISANTELOVOLANA Fileovana Paris, 30 janoary 2016 eto amin’ny Fiangonana Loterana Malagasy FLM Orléans (noraisin’ny Fitandremana Orléans). Matio 8:23-27, Pastora RANDRIAMALALA Eddy – Mpitondra FITANDREMANA LIMOGES Ny nampitsaharan’i Jesosy ny tafio-drivotra 23 Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany. 24 Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ny ranomasina, ka dia efa nila …