Tag: Fiofanana

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady Fileovana 13/05/2017

«Mahatoky Andriamanitra, Izay nahatonga ny fiantsoana anareo hanananareo firaisana amin’ny Zanany, dia Jesosy Kristy Tompontsika.» I Kor. 1:9 Io Teny faneva io no ho banjinina mandritra ny Fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana Paris, izay raisin’ny Fitandremana Orléans ary atao any Tours. Andrasana amin’izany ireo mpampianatra Sekoly Alahady eto amin’ny Fileovana mba handray fampaherezana …

Continuer à lire »

Akon’ny Fiofanana Komity FLM Orléans – 19 nov. 2016

Misaotra an’i Jesosy fa afaka niofana tany Tours ireo Komitin’ny Fiangonana ny Sabotsy 19 novambra 2016 lasa teo. Indreto sary vitsivitsy mahakasika izany.  

Fiofanana Komity Fiangonana FLM Orléans – 19 nov. 2016, Tours

« Ary toy izany ihany koa ianareo: raha fatra-paniry ny zava-panahy, dia izay hampandroso ny fiangonana no tadiavo indrindra. » I Kor. 14:12 Ny andraikitry ny Komity dia tsy zavatra mora na mandeha ho azy. Misy toetra takian’ny fanarahana an’i Jesosy mantsy araka izay efa nolazainy tamin’ny mpianany: « Dia hoy Jesosy tamin’ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka …

Continuer à lire »

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady 2016 – Fandaharana

Hoy Jesosy: « … mianara Amiko … » Matio 11:29b. Ny Fileovana Marseille indray no handray ny fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto anivon’ny Synodam-paritany FLM Eoropa, ny sabotsy 12 sy alahady 13 novambra 2016 ho avy izao. Andrasana any Gemenos, toerana manokana handraisana ny fiofanana, ireto mpampianatra izay hanainga avy any amin’ny isam-piangonany avy. Manamarika ity fiofanana …

Continuer à lire »

SYNODAM-PARITANY Fandaharana ISANTAONA FLME – okt. 2016

FIANGONANA LOTERANA MALAGASY – SYNODAMPARITANY FLME Araka ny vaovao nampitaina tamintsika dia indro ary tompoko ny fandaharana ho amin’ny Isantaonan’ny Synodam-paritany FLM Eoropa izay hotanterahana any amin’ny Fileovana Strasbourg ny 29 & 30 oktobra 2016 ho avy izao. Ny mpiasam-piangonana (Pastora sy ny vadiny, Katekista sy ny vadiny) dia efa manomboka ny fotoana amin’ny fiofanana ny zoma 28 …

Continuer à lire »