Tag: finoana

ZAIKAKELY KTLM – Fandaharana 12-13-14 aprily 2019

ZAIKAKELY KTLM – Synodam-paritany FLM Eoropa 12-13-14 aprily 2019 Raisin’ny Fileovana Marseille Toerana: 62 rue Cade mouton, 13014 Marseille Teny faneva:  » Ary aminao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin’ny tany«  Gen. 12:3b   ZOMA 12 aprily 2019   SABOTSY 13 aprily 2019 ALAHADY 14 aprily 2019 Fandaharana azo sintonina eto >> Fandaharana ZAIKAKELY KTLM …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 16 & 17 martsa 2019

ZAIKAKELY FiFiL faha-20 – Synodam-paritany FLM Eoropa Sabotsy 16 martsa sy Alahady 17 martsa 2019 Raisin’ny Fileovana Strasbourg Toerana: Eglise Saint Paul, 35 Rue de la Tour (Koenigshoffen) – 67200 Strasbourg Teny faneva: « Ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah » Hagay 1:8b   SABOTSY 16 martsa 2019 ALAHADY 17 martsa 2019 …

Continuer à lire »

ZAIKAKELY FIFIL – Fandaharana 17 & 18 martsa 2018

ZAIKAKELY FiFiL – Synodam-paritany FLM Eoropa Ao anatin’ny fananamarihana ny faha 25 taonan’ny FLME sy ny Jobilin’i Pastora RAHARIJAONARIVELO Edmond mivady izao dia indro atolotra anao ny fandaharana amin’ny Zaikakelin’ny FiFiL eto amin’ny Synodantsika, izay horaisin’ny Fileovana Ile-de-France ny 17 & 18 martsa 2018 ho avy izao. Manasa antsika hanatrika izany tompoko! Teny faneva: « Indro efa vitako tombo-kavatsa eo …

Continuer à lire »

Alarobian’ny Lavenona 14 febroary 2018

ALAROBIAN’NY LAVENONA Ao anaty diary FLM 2018 sy Alimanaka dia ahitantsika fa Alarobian’ny Lavenona ity andro anio ity. Misy Teny voaomana ho antsika kristiana rehetra mifanandrify amin’izany vanim-potoana izany, izay manamarika ny 40 andro mialoha ny Paska izay fotoanan’ny Karemy na ny Pasiona mitohy hatramin’ny herinandro Masina. Indro ary atolotra antsika ireo teny ireo, ary …

Continuer à lire »

Fisaorana an’Andriamanitra sy fiaraha-mientana fanadiovana

Rohy Facebook momba ity vaovao ity: VAKIO ETOMisaotra an’i Jesosy isika fa nomeny fotoana maro sy taona nahafahana nampiasa ny trano Fiangonana eto Fleury-les-Aubrais, Rue Guy Marie-Riobé. Tsy tompony moa isika fa mpindrana ihany ary tonga izao ny fotoana ilàn’ny tompony azy. Hanao fotoam-pivavahana fisaorana an’Andriamanitra isika ny Alahady 27 aogositra 2017 ho avy izao, …

Continuer à lire »