Tag: Fileovana Paris

Isantelovolana Fileovana – Fit. Paris 18&19 janoary 2020

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris «Loharano moboiboika ho fiainana mandrakizay» Jao. 4:14 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA PARIS, atao ny Sabotsy sy Alahady 18-19 janoary 2020 ho avy izao, ao amin’ny FLM Paris. Toerana: Sabotsy: 7 rue de Poitiers, 75007 Paris Alahady: 7 rue Marie Rose, …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Paris 28&29 septambra 2019

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « … Efa nanisy soa ahy Andriamanitra, ka manam-be aho… » Gen. 33:11b Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA PARIS, atao ny Sabotsy sy Alahady 28-29 septambra 2019 ho avy izao, ao amin’ny FLM Paris. Toerana: Sabotsy: 7 rue de Poitiers, 75007 …

Continuer à lire »

Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy

Toriteny Fanokafana I3V Mey 2019 – Jaona 16:16-22 Pastora RANDRIAMALALA Eddy Jaona 16:16-22   11/05/2019 – Perikopa Alahady III manaraka ny Paska, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, FLM Bordeaux | www.flm-orleans.org 16 Vetivety foana dia tsy hahita Ahy intsony hianareo; ary vetivety foana indray dia hahita Ahy hianareo. 17 Ary ny mpianany sasany niresaka hoe: Inona izany nolazainy …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Limoges 11&12 mey 2019

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris «Ny Fanekena nataon’Andriamanitra tamin’ny Abrahama niorina amin’ny Teny Fikasana araka ny bokin’ny Genesisy» Fandaharana azo arahana manaraka eto: ISANTELOVOLANA 30-Bordeaux-mey2019 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA LIMOGES atao ny Sabotsy sy Alahady 11-12 mey 2019 ho avy izao, ao amin’ny FLM Bordeaux. …

Continuer à lire »

I3V Fileovana – Fit. Orléans 19&20 janoary 2019

Teny faneva isantelovolana Fileovana Paris « Ary ny Teny dia tonga nofo ka nonina tamintsika… » Jao. 1:14 Fandaharana azo arahana manaraka eto: ISANTELOVOLANA FILEOVANA PARIS, ORLEANS JANOARY 2019 Ry havana malala, Indro atolotra antsika indray ny fandaharan’ny Isantelovolan’ny FILEOVANA PARIS, raisin’ny FITANDREMANA ORLEANS, atao ny Sabotsy sy Alahady 19-20 janoary 2019 ho avy izao, …

Continuer à lire »