Tag: Filazantsara

Perikopa Loterana 3V3 – Jol. Aog. Sept. 2016

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Jolay 2016 manontolo,   sy ny volana Aogositra 2016 manontolo,   ary ny volana Septambra 2016 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V2 – Apr. May. Jon. 2016

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Aprily2016 manontolo,   sy ny volana May 2016 manontolo,   ary ny volana Jona 2016 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana 3V1 – Jan. Feb. Mar. 2016

Perikopa Loterana, teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Janoary 2016 manontolo, sy ny volana Febroary 2016 manontolo, ary ny volana Martsa 2016 manontolo, eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa).

Perikopa Loterana DESAMBRA 2015

Teny vakiana sy toriana mandritra ny volana Desambra 2015 manontolo,  eto amin’ny sahan’ny Fiangonana Loterana Malagasy (perikopa): ahitàna ny leksiona sy epistily, ny Filazantsara ary ny teny ho an’ny toriteny.

Juil 17

Tongasoa! | www.flm-orleans.org

Am-pitiavana sy am-pirahalahiana tokoa no andraisana anao mitsidika ity tranonkalan’ny Fiangonana Loterana Malagasy eto Orléans ity, amin’ny anaran’i Jesosy. Fitaovana hifampizarana vaovao, avy amin’ny Pastora, ny Katekista, ny sampana isanisany ary ny Fiangonana manontolo izy ity. Izao no atao, dia ny mba hirosoantsika kokoa amin’ny asan’Andriamanitra sy ny fitoriana ny Filazantsara, ho fampaherezana ny tsirairay, …

Continuer à lire »