Tag: Fiangonana Loterana

Fandaharana isantelovolana Fileovana Paris – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016

Indro atolotra antsika ny fandaharana tsotsotra ho an’ny Isantelovolan’ny Fileovana Paris izay atao eto amintsika (Fitandremana Orléans, FLM Orléans) ny sabotsy sy alahady 30 sy 31 janoary 2016 ho avy izao. Ny fandaminana ny ora no nisy fanovàna aha oharina tamin’ny fandaharana nalefa mialoha tany amintsika tsirairay avy (I3V – Fit. Orléans 30-31 jan. 2016), noho …

Continuer à lire »

ISANDROAVOLANA FITANDREMANA ORLEANS – 17 JANOARY 2016

Hanatanteraka ny ISANDROAVOLANA voalohany ny Fitandremana ORLEANS, ny Alahady 17 janoary 2016. Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro ny fotoana, eto amin’ny Renivohitry ny Fitandremana, FLM Orléans 2 Rue Guy Marie-Riobé 45400 FLEURY-LES-AUBRAIS. Aorian’ny fotoam-pivavahana no hirosoana amin’ny fifidianana ny Komitin’ny Fitandremana. Toy izao no fandaharana amin’izany: Mpitarika sy vavaka Katekista Ratovohery Solo                  FLM Châteauroux Leksiona …

Continuer à lire »

VAOVAO | FIOFANANA MPAMPIANATRA SEKOLY ALAHADY

Araka ny fandaminana misy eto amin’ny Fiangonantsika, anivon’ny Sampana Sekoly Alahady, ary ho fianarana sy fanamafisana ny asan’i Jesosy dia manao fiofanana anaty mitohy ireo MSA eto amintsika. Ny fandaharana fiofanana dia araka izay napetraky ny Komity Nasionaly Sa Lo Ma, izay efa natombontsika taona vitsivitsy izao, ary tohizana. Ireto ary ireo TOKO nanofanana tamin’izany: …

Continuer à lire »

Fetim-pirenena Malagasy | 21 jona 2015

Fotoam-pivavahana sy fankalazana fetim-pirenena eto amin'ny FLM Orléans

Toriteny Alahady 12/04/2015 | flm-orleans.org

Toriteny 12/04/2015 | flm-orleans.org