Tag: Fiangonana Loterana

Toriteny Advento3 Alahady 11/12/2016 – Past. RANDRIAMALALA Eddy

Advento3 Toriteny Alahady 11/12/2016 – Pastora RANDRIAMALALA Eddy Matio 11:11-15 11/12/2016 – Alahady faha-3 n’ny ADVENTO, Pastora RANDRIAMALALA Eddy, FLM Orléans | www.flm-orleans.org « … ny fanjakan’ny lanitra dia rombahina, ary ny mpandrombaka maka azy an-keriny… » 11 Lazaiko aminareo marina tokoa: Amin’izay nateraky ny vehivavy tsy mbola nisy nitsangana izay lehibe noho Jaona Mpanao-batisa; nefa ny kely indrindra …

Continuer à lire »

Toriteny Alahady – 04/12/2016 – Past. RAKOTONJANAHARY Imboasalama

Lioka 12:35-40 Alahady 04/12/2016 – Alahady faha-2 n’ny ADVENTO, Pastora RAKOTONJANAHARY Imboasalama, FLM Ambatovinaky, eto amin’ny FLM Orléans (www.flm-orleans.org) « Aoka hisikina ny valahanareo sy hirehitra ny jironareo; ary aoka ianareo ho tahaka ny olona izay miandry ny tompony, raha mody avy amin’ny fampakaram-bady izy, ka nony tonga sy mandondòna izy, dia vohany miaraka amin’izay…. » 37 Sambatra ny …

Continuer à lire »

Toriteny Alahadin’ny olona masina – 06/11/2016 – Past. RASETA

Matio 5:1-12 Alahady 06/11/2016 – Alahady fahatsiarovana ny olona masina, Pastora RASETA, Mpitondra Fitandremana, FLM Orléans 1 Ary Jesosy, nony nahita ny vahoaka, dia niakatra teo an-tendrombohitra; ary rehefa tafapetraka Izy, dia nanatona Azy ny mpianany. 2 Dia niloa-bava Izy ka nampianatra azy hoe: 3 Sambatra ny malahelo am-panahy; fa azy ny fanjakan’ny lanitra. 4 Sambatra …

Continuer à lire »

Fiofanana Mpampianatra Sekoly Alahady 2016 – Fandaharana

Hoy Jesosy: « … mianara Amiko … » Matio 11:29b. Ny Fileovana Marseille indray no handray ny fiofanan’ny mpampianatra Sekoly Alahady eto anivon’ny Synodam-paritany FLM Eoropa, ny sabotsy 12 sy alahady 13 novambra 2016 ho avy izao. Andrasana any Gemenos, toerana manokana handraisana ny fiofanana, ireto mpampianatra izay hanainga avy any amin’ny isam-piangonany avy. Manamarika ity fiofanana …

Continuer à lire »

Toriteny Al11 man. TRINITE – 07/08/2016 – Past. RASETA

Lioka 18:9-14 [Fampiorenana ara-panahy ny amin’ny andron’ny Zanak’olona] Alahady 07/08/2016 – Alahady fahairaikambinifolo manaraka ny TRINITE, Pastora RASETA, Mpitondra Fitandremana, FLM Orléans 9 Ary Jesosy nanao ity fanoharana ity tamin’ny sasany izay natoky tena ho marina ka namingavinga ny hafa; 10 Nisy roa lahy niakatra teo an-kianjan’ny tempoly hivavaka, ny anankiray Fariseo, ary ny anankiray mpamory …

Continuer à lire »